|
|
|
|

Teny iditra1 fanakarainkonana
Fototeny  2karainkona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampivonkenana sy fanaketronana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Contraction ou crispation des feuilles ou des peaux sèches, crispation de la peau qui est tendue, raidie, gercée par la gale ou par une éruption cutanée. [1.3#311]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12