|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanakalozana |
| Fototeny | 2takalo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta.
5Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6barter, exchange.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7troc, échange.
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|