|
|
|
|

Teny iditra1 fanajariana
Fototeny  2hajary
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanamboarana; famitranana fihavanana; fanajana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5réparation.
6aménagement, mise en valeur: Fanajariana ny tanimbary (Mise en valeur de la rizière). [1.13]
Ohatra  7 izany izao no atao momba ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  8fanajariana ho andriamby

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08