Teny iditra | fanaitra (taitra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3] | |
Ohatra | Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298] | |
Teny iditra | fanaitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Stimulus [1.13] | |
Fivaditsoratra | atrifana, fanaitra, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, tafarina, tarafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |