|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanahafana
Fototeny  2hahaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action de disperser, d'éparpiller, le lieu. [1.3]

Teny iditra (2/2)6 fanahafana
Fototeny  7tahaka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10l'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler. [1.3]
11similitude. [1.13]
Voambolana  12 Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  13 fanafahana, Fanafahana, 14 fanahafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02