|
|
|
|

Teny iditra1 fanagidrogidro
Fototeny  2gidrogidro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina managidrogidro na mampikasoka zavatra miteraka feo midridridridry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu'on fait grincer, la manière de faire craquer. [1.3#197]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12