|
|
|
|

Teny iditra1 fanafarana
Fototeny  2hafatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina.
5Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission. [1.8]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08