|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadino |
| Fototeny | 2hadino |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier.
[1.3#202] |
| Ohatra |
6 Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra.
[1.537#mg]
7 Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? [1.251#] |
| Fivaditsoratra | 8 fanadino, 9 fanindao, 10 fanodina, 11 fidonana, 12 fiondana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|