|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanabosiana |
| Fototeny | 2abosy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby.
[1.1] |
| Mpanahaka | 5 famangopangohana, 6 fanaboniana, 7 fanabontsinana, 8 fanangolena, 9 fandrisihana, 10 fandroboana, 11 fanolikolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|