|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanabanàka |
| Fototeny | 2banaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina manabanaka, mamoha.
5Azo banahina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Ce qu’on ouvre souvent, manière d’ouvrir.
[1.3#73] |
| Fivaditsoratra | 7 fanabakana, 8 fanabanàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|