|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampitoviana |
| Fototeny | 2tovy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fandraisana ho mitovy sata.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5assimilation.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Manampy izany ny fampitoviana torosy
[2.366#]
7 famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606#] 8 Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316#] |
| Kamban-teny rehetra | 9fampitoviana tantana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|