|
|
|
|

Teny iditra1 fampitodihana
Fototeny  2todika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4orientation. [1.13]
Ohatra  5 Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany. [2.606#]
Tovy hevitra  6fitarihan-dalana, fitodihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31