|
|
|
|

Teny iditra1 fampitahana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3comparaison. [1.13]
Ohatra  4 Tsy azoko antoka izany fampitahana izany. [1.369#]
5 fampitahana ny sakafo gasy, sinoa ary vietnamiana no naharevo azy. [2.4#]
6 Zahao ny fampitahana nananaran-dRafaravavy Maria an'Andrianimanana [2.298#]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08