|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampita |
| Fototeny | 2ita |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5courroie.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha
[2.588#]
7 Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. [1.437#] |
| Voambolana | 8 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 fampita, 11 mpitafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|