|
|
|
|

Teny iditra1 fampisehoana
Fototeny  2seho
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4présentation, représentation. [1.13]
Ohatra  5 Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy. [2.245]
6 Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany. [2.332]
Kamban-teny rehetra  7fampisehoana ny rirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08