|
|
|
|

Teny iditra1 fampiseho
Fototeny  2seho
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Misy larony tsy fampiseho masoandro hatrany koa ny teny toy izany. [2.472]
5 Ary zarazaraina toy izao ny fampiseho ny tantaran' i Gideona amin' izany : Dtarihan-teny. [1.38]
6 Asa izany voalazako izany na teny tsy fampiseho masoandro fa nahare izany ilay Ramatoa, niseho ho tafintohina mihitsy. [2.4]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Kamban-teny rehetra  9tsy fampiseho masoandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08