|
|
|
|

Teny iditra1 fampieritreretana
Fototeny  2eritreritra
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Ny Sasy, hira fampieritreretana an-karatsiana (fanao raha miari-tory am-pahafatesana [2.245#104]
5 Fahendrena lalina izany : mitoky amin' ilay hoe "ny marina tsy mba maty" , ka tsy mila an-drezatra fa fampieritreretana ihany [2.285#82]
6 Izany no mahatonga ny Malagasy, raha mananatra olona, hanao teny fampieritreretana hoe: " Ny hahasoa anao ihany anie, rahavako! [2.296#64]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13