|
|
|
|

Teny iditra1 fampielezana
Fototeny  2ely
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4the scattering or disseminating of something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5action de disséminer. [1.8]
Ohatra  6 Ny manampahefana dia manombana fa ny fampielezana ny tenin' ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka dia mety hanohintohina ny hevi-bahoaka. [4.27]
7 Nanampy azy ireo tamin'ny fampielezana ny "Vaovao Mahafaly" koa ireo mpifindra monina Tesaka sy Betsileo ary Merina namonjy ny fambolena kabaro, izay nampirisihin'ny mpanjanaka tokoa tamin'ny fiandohan'ny taon-jato faha-XX. [2.606]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08