|
|
|
|

Teny iditra1 fampidirana
Fototeny  2iditra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5introduction. [1.13]
Ohatra  6 Norarana ny fampidirana zava-mahamamo; [2.113#]
7 Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly. [2.117#]
8 Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly? [4.27#]
Voambolana  9 Haiteny
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08