|
|
|
|

Teny iditra1 fampanofan-tany
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3fomba fanajariantany amin'ny alalan'ny mpamboly tsy manan-tany izay mifanaiky fa handrotsaka vola hofan-tany raikitra amin'ny tompony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4fermage. [1.13]
Voambolana  5 Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12