|
|
|
|

Teny iditra1 fampandrian-tany
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3fepetra ara-miaramila noraisin'ny mpitondra eo amin'ny firenena iray misy korontana na fikomiana mba hampilamina ny tany sy ny fanjakana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4pacification. [1.13]
Voambolana  5 Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12