|
|
|
|

Teny iditra1 fampandehanana
Fototeny  2leha
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Ny lalàna no mandamina ny fombafomba fampandehanana io rafitra io. [1.320#]
5 Ny Governemanta no mikarakara ny fampandehanana ny raharaha fanao andavanandro. [2.114#]
6 dia ahitana ny fepetra mikasika ny fandaminana, ny fampandehanana sy ny andraikitry ny Fokontany sy ny Fokonolona. [4.27#]
7 Ny fitaterana, ny fambolena, ny fiompiana, ny indostria ary ny sisa hafa dia mila angovo ho fampandehanana azy ireny. [2.445#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11