|
|
|
|

Teny iditra1 famotsoran-keloka
Singan-teny  2famotsorana, 3heloka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fahefana manokana ananan'ny filoham-pirenena hanafoana ny sazy sy izay mety ho vokany rehetra na dia efa namoahana didimpitsarana aza. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6amnistie. [1.13]
Ohatra  7 Fari-pahefan' ny manam-pahefana mahefa ao amin' ny Firenena mpikambana ao aminy ny mikaondoha sy mampifandrindra ny heviny momba ny lalànan' ny famotsorankeloka mba hifanaraka amin' ny fanao iraisampirenena izay tsy mampiditra ho isan' ny mahazo famotsoran-keloka ny vono moka natao amin' ny zanak' olombelona, ny vono moka amin' ny ady, ary ny fanosihosena be vava ny Zon' ny olombelona sy ny fahafahana fototra. [4.27#]
Voambolana  8 Lalàna 9 Pôlitika
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12