|
|
|
|

Teny iditra1 famotretrika
Fototeny  2votretrika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamotretrika.
5mampifanongoa, manavosa tsy misy kitotony.
6Azo avotretrika. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12