|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famosaviana |
| Fototeny | 2mosavy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanasiana mosavy, famorehana, fanimbana olona amin' ny poizina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5witchcraft, the act of casting a spell.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6L’action d’ensorceler ; fig.
7l’endommagement, le préjudice. [1.3#446] 8maléfice, sortilège. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ny aretina toy izany dia tsy misy idiran'ny filalaovana ody na famosaviana.
[2.424#]
10 Nefa amin'ny famosaviana (ody ratsy) dia izy no fototra mahatonga ny aretina sy ny fahoriana amam-panaintainana miteraka fahafatesana ka mahatahotra. [1.353#] |
| Voambolana | 11 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|