|
|
|
|

Teny iditra1 famorifotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fivoahan'ny bontsina mena eny amin'ny hoditr'olombelona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4éruption. [1.13]
Voambolana  5 Fahasalamana

Fivaditsoratra  6 famorifotra, 7 miforofatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12