|
|
|
|

Teny iditra1 famoriana
Fototeny  2vory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiantsoana ho tonga miaraka amin' ny toerana iray; fanaikana, fanaingana: Famorian' ny ben' ny tanàna ny fokonolona ny alarobia.
5Fanangonana: Raharahany famoriana tain' omby ho an' ny mpamboly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the act of gathering. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7action de réunir. [1.8]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 famoirana, 10 famoriana, 11 maforaiña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02