|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famorehana |
| Fototeny | 2vorika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause.
[1.3#860] |
| Ohatra |
6 ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza.
[2.643#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|