|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famoraka |
| Fototeny | 2voraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamoraka, mamaha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty.
5Azo vorahina, tokony hovorahina: Tsy famoraka amin' ny olon-dratsy toa ireny ny ao am-po. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 famoraka, 7 marafoka, 8 marofaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|