|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famonoana |
| Fototeny | 2vono |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany.
5Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana. 6Fitsofana: Famonoana afo. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause.
[1.3] |
| Ohatra |
8 Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
[2.113]
9 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470] 10 Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366] |
| Kamban-teny rehetra | 11famonoan-tsoratra |
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 amofonana, 14 famonoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|