|
|
|
|

Teny iditra1 famonjy
Fototeny  2vonjy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamonjy.
5Azo vonjena. [1.1]
Ohatra  6 Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69#]

Fivaditsoratra  7 famonjy, 8 mifanjo, 9 mifonja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12