|
|
|
|

Teny iditra1 famongika
Fototeny  2vongika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamongika, mamesatra, mampitondra entamavesatra.
5Azo vongehina, azo vesarana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famongika, 7 mangafoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12