|
|
|
|

Teny iditra1 famolosana
Fototeny  2volo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanalana na fanongotana ny volo amin' ny tenan' ny vorona vonoina: Maharitra ela ny famolosana ganagana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12