|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famoloana |
| Fototeny | 2volo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tokotany namboarina sy nolalorina tain' omby mba ho fivelezam-bary sy ho fanahazana azy..
5(Noho ny fanaovam-bary indray mandeha isan-taona monja, dia isan-taona koa vao nodiovina tsara ny famoloana, ka izany no nahatonga' ny ankamantatra momba azy manao hoe: Inona àry izany: Rangahibe herintaona vao misasa tova). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A threshing floor..
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 7miharihary ohatra ny kary am-pamoloana |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 famoloana, 10 manao lafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|