|
|
|
|

Teny iditra1 famolavolana
Fototeny  2volavola
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana (zavatra) ho boribory tahaka ny volavola.
5Fikarakarana izay hahatanteraka (zavatra iray): Famolavolana hevitra.
6Fanamboarana amim-pitandremana: Famolavolana lalàna. [1.1]
Kamban-teny rehetra  7famolavolana koba

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08