|
|
|
|

Teny iditra1 famohazana
Fototeny  2foha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5réveil, éveil. [1.13]
Ohatra  6 Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. [2.529#]
7 Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [2.296#]
8 Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [2.245#]
Kamban-teny rehetra  9famohazana vavahadin-tsaina

Fivaditsoratra  10 famohazana, 11 hazomafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08