|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famohamandry |
| Singan-teny | 2famoha, 3mandry |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra amin' ny fotoana tiana hifohazana raha matory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6[Mod.
7s. 8from mamoha (foha), and mandry, lying down.] A hand-bell. 9See lakilosy.. [1.2] 10an alarm clock. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11réveille-matin.
[1.8] |
| Ohatra |
12 Nisy toy ny famohamandry nikiririna tampoka.
[2.332#]
|
| Lahatsoratra | 13Randzavola: famohamandry ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|