|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 famoasana |
| Fototeny | 2vofy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the act of peeling.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6l'action d'éplucher, d'enlever l'écorce, la peau, l'enveloppe, le moyen, le mofif.
[1.3#846] 7action d'éplucher, de dépouiller. [1.8] |
| Ohatra |
8 Mbola eo anefa ny fanidiana ny akoho amam-borona, ny fampidirana am-bala ny ombin-tsarety roa lahy, ny fahandroan-kanina, ny famoasana voanongo hatao jiro, izay efa nanana ny anjara asa fanaony avy izy rehetra tamin' izany.
[2.472#17]
|
| Tovy hevitra | 9fivoasana |
| Kamban-teny rehetra | 10anjam-pamoasana |
| Teny iditra (2/3) | 11 famoasana |
| Fototeny |
12vofy> |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Fanazavana: Famoasana tanin' ny Soratra Masina.
15Fitsikerana: Famoasana lahatsoratra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16an explanation or exposition of ideas.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17l'action d'expliquer, le moyen, le mofif.
[1.3#846] 18exposition d'une idée. [1.8] |
| Tovy hevitra | 19fivoasana |
| Teny iditra (3/3) | 20 famoasana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22chariotage.
[1.13] |
| Voambolana | 23 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 24asa famoasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|