|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 famoaka |
| Fototeny | 2voaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mamoaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer.
[1.3#843] |
| Kamban-teny rehetra | 6zoro famoaka |
| Teny iditra (2/3) | 7 famoaka |
| Fototeny | 8voaka |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Azo avoaka.
[1.1] |
| Ohatra |
11 Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472#]
|
| Teny iditra (3/3) | 12 famoaka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole..
[1.2] |
| Voambolana | 16 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | 17 famaoka, 18 famoaka, 19 mafoaka, 20 maka afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|