|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 famoa |
| Fototeny | 2voa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4état de l'arbre qui porte des fruits.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 famoa |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Zavamaniry mitovitovy amin' ny vero, izay misy voniny mibohabohaka toy ny landihazo ary bebe ravina.
8(Noheverin' ny Ntaolo ho tandindon' ny fanambinana ny famoa ka tamin' ny fomban-drazana nirariana soa, toy ny ala volon-jaza, dia anisan-javatra novorina ny famoa). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9A tall grass used in various ceremonies.
10Panicum jumentorum, Pers. 11Same as tsiparefare. [Betsileo] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12(de voa : grain, dans le sens de grains des céréales).
13Bien que très petits, les grains de ces espèces ont certainement été récoltés, en certaines périodes de disette, pour la consommation humaine. 14Panicum maximum Jacq. 15et Panicum subalbidum Kunth (Poaceae) pouvant atteindre 2m et plus. 16Bonnes fourragères, appréciées des animaux quand elles sont à l'état de pousses encore jeunes. 17Chaumes employés dans diverses cérémonies rituelles.. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 afoma, 20 famoa, 21 maofa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|