|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famivitana |
| Fototeny | 2vivitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandraisana amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|