|
|
|
|

Teny iditra1 famitranana
Fototeny  2vitrana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanjairana (zavatra roa mba hitambatra ho iray); fampirindràna (fihavanana). [1.1]

Fivaditsoratra  5 famitranana, 6 fanamanitra, 7 manatrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12