|
|
|
|

Teny iditra1 famisahana
Fototeny  2fisaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana izay hahafisaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'action d'aplatir, l'instrument. [1.3#173]
6laminage, amincissement. [1.13]
Ohatra  7 Ary ny nizahanay voalohany, ny famisahana azy [2.366#]
Voambolana  8 Haitao
Kamban-teny rehetra  9famisahana vodilavaka

Fivaditsoratra  10 famisahana, 11 fisamahana, 12 hamafisana, 13 mifañasaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08