|
|
|
|

Teny iditra1 famiravirana
Fototeny  2viravira
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy.
5Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny.
6Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12