|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 famiràna
Fototeny  2fira
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikapana, fijinjana; faminganana. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 famirana
Fototeny  6fitra
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin' ny vorodamba, taratasy.... [1.1]

Fivaditsoratra  9 famarina, 10 famiràna, famirana, 11 mafirana, 12 mifarana, 13 mirafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05