|
|
|
|

Teny iditra1 famingotra
Fototeny  2fingotra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamingotra, manao amparapaingo, mamingana.
5Azo fingorana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famingotra, 7 mifangotra, 8 mifongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12