|
|
|
|

Teny iditra1 famingitra
Fototeny  2vingitra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy.
5Azo vingitina: Vilanibe tsy famingitra. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famingitra, 7 mifangitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12