|
|
|
|

Teny iditra1 famikavika
Fototeny  2vikavika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamikavika, manjaitra manao zojotra.
5Azo vikavikaina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famakivaky, 7 famikavika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12