|
|
|
|

Teny iditra1 famezivezena
Fototeny  2vezivezy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause. [1.3#831]
Ohatra  6 Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12