|
|
|
|

Teny iditra1 famezatra
Fototeny  2vezatra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mamezatra, manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany.
5Azo vezarina na vezatina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famezatra, 7 mazefatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12